Astéllia

Astéllia Votre référence en mode et pâtisseries👠🍰
Fihavanana Center
2em étage Box 126
❤Antsirabe❤

Hallo 😍Misy jeu bdb amin'io , tsy aleonao mandeha na ijery fotsiny ara aloha ve 🥰 Izahay nefa mino fa tsy hisy hody fots...
10/02/2026

Hallo 😍
Misy jeu bdb amin'io , tsy aleonao mandeha na ijery fotsiny ara aloha ve 🥰
Izahay nefa mino fa tsy hisy hody fotsiny izany eo🌹
FIHAVANANA CENTER ny Toerana
2em étage ❤❤❤

🚨LES PRIX SONT EN CHUTE De 12h à 14h🚨Mbola tsy nahita cadeau ve amin'ny Saint Valentin 🎀🎈🎁????Tsy mbola tara ka 🤗Izahay ...
06/02/2026

🚨LES PRIX SONT EN CHUTE De 12h à 14h🚨
Mbola tsy nahita cadeau ve amin'ny Saint Valentin 🎀🎈🎁????
Tsy mbola tara ka 🤗
Izahay ato amin'ny fihavanana Center ao amin'ny 2 éme étage dia manao fihenam_bidy ka hatramin'ny 30% be izao🫶OUI 30% be anie oa eh💥🎊
Manomboka ny 09 febroary hatramin'ny 13 febroary no ahafahanao misitraka izany ary anelanelan'ny 12 ora _2ora tokakandro io tolotra io koa aza tara 🥰
Tongava maro fa tsy ho very anjara ianao satria misy karazana articles maro be ao💍💄👠

Hello les filles ❤️ Vous êtes plutôt Team bleu 🫧 ou Team rose🪷??????? ✅Ensemble short et chemise pour femme 🫶🥰(à rayures...
15/01/2026

Hello les filles ❤️
Vous êtes plutôt Team bleu 🫧 ou Team rose🪷???????

✅Ensemble short et chemise pour femme 🫶🥰(à rayures)
✅Qualité top 👌, importé ✈️et toujours à petit prix 💐
✅Disponible de suite

📌 Fihavanana Center tsarasaotra Box 126

Christmas loading.... ❤️Misy an'ireto robe maromaro vitsivitsy ireto koa anie arrivage manja be ato aminay e🥀Toujours à ...
10/12/2025

Christmas loading.... ❤️

Misy an'ireto robe maromaro vitsivitsy ireto koa anie arrivage manja be ato aminay e🥀
Toujours à petit prix 🥰
Tongava mitsidika ary e🫶
Fihavanana Center tsarasaotra Box 126 no misy anay😘

Bientôt la fête de fin d'année 🎊Voici des tenues pour vous les filles 🫶🥰Pour plus d'info n'hésitez pas à nous contacter ...
04/12/2025

Bientôt la fête de fin d'année 🎊
Voici des tenues pour vous les filles 🫶🥰

Pour plus d'info n'hésitez pas à nous contacter ❤️

Fihavanana Center tsarasaotra Box 126

Talons à fleurs 🥀👠Anisan'ny arrivage tsara kely ato aminay ihany koa ireto Talons à fleurs ireto a 🥰3 couleurs disponibl...
04/12/2025

Talons à fleurs 🥀👠

Anisan'ny arrivage tsara kely ato aminay ihany koa ireto Talons à fleurs ireto a 🥰

3 couleurs disponibles de suite

Aza tara fa vitsivitsy iany ny ato

Afaka jerenao mivantana ety amin'ny fihavanana Center tsarasaotra Box 126

🛵 Livraison Antsirabe/ Mandefa amin'ny faritra

Arrivage Premium les filles ❤️Qualité Top 👌 Tena oe top 🤤💢Vitsivitsy iany izy ato fa aza tara ah (Dispo de suite ah)💢Ire...
01/12/2025

Arrivage Premium les filles ❤️

Qualité Top 👌 Tena oe top 🤤

💢Vitsivitsy iany izy ato fa aza tara ah (Dispo de suite ah)
💢Ireo 2 ireo ihany ny couleur disponible
🤎Marron et 💗 Rose (Pointure :37_40)

Fihavanana Center tsarasaotra Box 126

🛵 Livraison Antsirabe/ Mandefa amin'ny faritra

Address

Mahazoarivo
Antsirabe

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Astéllia posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share