22/05/2026
# ✨ PENDENTIF KANTO : ARRIVAGE MANDALO IHANY ✨
Ho anao tia zavatra miavaka sy manana "style" manokana, indreto misy pendentif vita amin'ny vato voajanahary, voapentina sy voatafy kanto ho an'ny hatsaranao.
# # # 🤎 **Oeil de Tigre (Modèle Rose)**
* **Vertu :** Vato mpiaro mafy! Manome herim-po, mampitombo ny fahatokisan-tena, ary miaro amin'ny maso ratsy sy ny angovo ratsy.
* **Endrika :** Voasokitra amin'ny endrika raozy kanto, sady vato mpiaro no firavaka tena raitra.
# # # 🤍 **Géode d'Agate (Bordure Dorée)**
* **Vertu :** Mitondra fitoniana sy fifandanjana (équilibre). Manampy amin'ny fandaminana ny saina sy ny rarin-tsaina (stress).
* **Endrika :** Endrika "brut" miaraka amin'ny sisiny miloko volamena, maneho ny hatsaran'ny natiora amin'ny fomba "chic".
---
⚠️ **STOCK TENA VOAFETRA :** Arrivage mandalo ihany ireto ka araraoty dieny izao fa lany dila!