17/08/2026
Haingo kanto, ofisialy, maoderina ary voalamina tsara, natao hanome endrika miavaka sy mendrika ny hetsika. ✨
🙏 Mankasitraka indrindra ireo mpikarakara noho ny fahatokisana sy ny fahafahana nomena anay hanatanteraka ity asa ity. Faly izahay niara-niasa taminareo!
📞 Réservation : 034 13 516 23
🚗 Manao déplacement ihany koa izahay arakaraka ny filànareo.
DELMY DÉCO – Ataonay miavaka ny hetsikao. ✨